ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Fitomaniana Ezekiela Daniela Hosea Joela Amosa Obadia Jona Mika Nahoma Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 Bokin’i Nehemia Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 Topy Maso 1 Vaovao avy any Jerosalema (1-3) Vavaka nataon’i Nehemia (4-11) 2 Nalefa tany Jerosalema i Nehemia (1-10) Nodinihin’i Nehemia tsara ny mandan’ilay tanàna (11-20) 3 Naorina indray ny manda (1-32) 4 Nandroso ny asa na teo aza ny mpanohitra (1-14) Nitohy ny fanorenana; nitana fiadiana ny mpiasa (15-23) 5 Nasain’i Nehemia najanona ny fanararaotana (1-13) Tsy tia tena i Nehemia (14-19) 6 Mbola nanohitra foana ny fahavalo (1-14) Vita tao anatin’ny 52 andro ny manda (15-19) 7 Vavahadin’ny tanàna sy mpiandry vavahady (1-4) Lisitry ny Jiosy nody (5-69) Mpanompo tao amin’ny tempoly (46-56) Ny taranaky ny mpanompon’i Solomona (57-60) Fanomezana ho an’ilay asa (70-73) 8 Novakina sy nohazavaina tamin’ny vahoaka ny Lalàna (1-12) Nankalazaina ny Fetin’ny Trano Rantsankazo (13-18) 9 Niaiky ny fahotany ny vahoaka (1-38) Jehovah, Andriamanitra mamela heloka (17) 10 Nanaiky hankatò ny Lalàna ny vahoaka (1-39) “Tsy hanao tsirambina ny tranon’Andriamanitray izahay” (39) 11 Nisy olona nipetraka indray tao Jerosalema (1-36) 12 Ny mpisorona sy ny Levita (1-26) Notokanana ny manda (27-43) Notohanana ireo nanompo tao amin’ny tempoly (44-47) 13 Ny fanovana hafa nataon’i Nehemia (1-31) Naterina ny ampahafolon’ny vokatra (10-13) Tsy tokony hozimbazimbaina ny Sabata (15-22) Meloka izay nanambady vehivavy hafa firenena (23-28) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Nehemia—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO Nehemia—Topy Maso Malagasy Nehemia—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt Nehemia p. 730-731