Tatitra Maneran-tany 2023
Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah: 85
Tany Nanao Tatitra: 239
Tontalin’ny Fiangonana: 118 177
Mpanatrika ny Fahatsiarovana Eran-tany: 20 461 767
Nihinana Mofo sy Nisotro Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 22 312
Tampon’isan’ny Mpitory a: 8 816 562
Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 8 625 042
Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny 2022: 1,3
Tontalin’ny Natao Batisa b: 269 517
Salanisan’ny Mpisava Lalana c Isam-bolana: 1 570 906
Salanisan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Isam-bolana: 738 457
Tontalin’ny Ora Lany Teny Amin’ny Saha: 1 791 490 713
Salanisan’ny Fampianarana Baiboly d Isam-bolana: 7 281 212
Nanomboka tamin’ny Septambra 2022 ny taom-panompoana 2023, dia nifarana tamin’ny Aogositra 2023.
a Ireo mitory tsy tapaka ny vaovao tsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra no antsoina hoe mpitory. (Matio 24:14) Manazava ny fomba anisana azy ireo ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Firy ny Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah Eran-tany?”
b Manazava ny dingana tokony hataon’izay te ho lasa Vavolombelon’i Jehovah vita batisa ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Inona no Tokony Hataoko Raha Te ho Lasa Vavolombelon’i Jehovah Aho?”
c Vavolombelona vita batisa sady fakan-tahaka ny mpisava lalana, ary manolo-tena hitory ny vaovao tsara mandritra ny ora voafaritra, isam-bolana.
d Raha mila fanazavana fanampiny, dia jereo ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Hoatran’ny Ahoana Ilay hoe Mianatra Baiboly Miaraka Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah?”