Kristianina
Ahoana no nahatonga ny mpianatr’i Kristy hantsoina hoe Kristianina?
Ahoana no ahafantarana ny tena Kristianina?
Jereo koa ny Ga 5:22, 23; Fi 2:5, 6; 1Jn 2:6; 4:20
Ahoana no hahazoan’ny tena Kristianina famonjena?
Jereo koa ny As 5:30, 31; Ro 6:23
Nahoana ny Kristianina no manaiky an’i Kristy ho Mpanjakany any an-danitra?
Da 7:13, 14; Ef 5:24; Fi 2:9, 10; Kl 1:13
Jereo koa ny Sl 2:6; 45:1, 6, 7; Jn 14:23; Ef 1:19-22
Fa maninona ny tena Kristianina no tsy anisan’izao tontolo izao?
Jereo koa ny hoe “Minamana Amin’izao Tontolo Izao” sy ny hoe “Fitondram-panjakana: Tsy Manohana An’izao Tontolo Izao ny Kristianina”
Nahoana ny tena Kristianina no mankatò ny manam-pahefana?
Ro 13:1, 6, 7; Tit 3:1; 1Pe 2:13, 14
-
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
-
Mt 22:15-22—Nohazavain’i Jesosy hoe maninona ny mpianany no mandoa hetra
-
As 4:19, 20; 5:27-29—Asehon’ny mpanara-dia an’i Jesosy fa voafetra ihany ny fankatoavana ny manam-pahefana
-
Nahoana no azo lazaina hoe hoatran’ny miaramila ny Kristianina?
Jereo koa ny Ef 6:12, 13; 1Ti 1:18
Fa maninona ny Kristianina no mila mampihatra ny zavatra inoany?
Jereo koa ny Ef 4:17, 19-24; Jk 3:13
-
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
-
As 9:1, 2; 19:9, 23—Antsoina hoe “Ny Lalana” ny fanompoana ataon’ny Kristianina, satria fomba fiainany mihitsy ilay izy
-
Nahoana ny tena Kristianina no tsy maintsy vavolombelon’i Jehovah Andriamanitra?
Fa maninona ny tena Kristianina no vavolombelon’i Jesosy Kristy koa?
Nahoana no tokony ho mpitory ny vaovao tsara daholo ny tena Kristianina?
Ahoana no fiheveran’ny Kristianina ny fanenjehana?
Jereo ilay hoe “Fanenjehana”
Hiaraka amin’i Jesosy Kristy any an-danitra daholo ve ny tena Kristianina?
Jereo koa ny 1Pe 1:3, 4
Inona ny fanantenan’ny ankamaroan’ny tena Kristianina?
Ahitana tena Kristianina ve any amin’ny fivavahana rehetra milaza azy ho Kristianina?
Tena mpianatr’i Jesosy daholo ve izay olona milaza azy ho Kristianina?
Mt 7:21-23; Ro 16:17, 18; 2Ko 11:13-15; 2Pe 2:1
-
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
-
Mt 13:24-30, 36-43—Noresahin’i Jesosy tao amin’ny fanoharana iray hoe hisy Kristianina sandoka be dia be
-
2Ko 11:24-26—Noresahin’ny apostoly Paoly hoe saika nahita loza tamin’ny “rahalahy sandoka” izy
-
1Jn 2:18, 19—Nampitandrina ny apostoly Jaona hoe “efa betsaka ny antikristy” niala tamin’ny finoana
-