Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Bolivia: Fanorenana ny biraon’ny fandikan-teny mitokana ho an’ny teny aymara, any El Alto

Zava-nisongadina Tamin’ny Taon-dasa

Zava-nisongadina Tamin’ny Taon-dasa

NIRESAKA an’ireo zavatra hataon’Andriamanitra amin’ny alalan’ilay Fanjakana i Isaia. Hoy izy avy eo: “Ny hafanam-pon’i Jehovah Tompon’ny tafika no hanatanteraka izany.” (Isaia 9:7) Nafana fo tamin’ny fivavahana marina koa i Jesosy Kristy, ilay Mpanjakan’io Fanjakana io, tamin’izy teto an-tany. (Jaona 2:17) Manahaka an’i Jehovah sy Jesosy ny Vavolombelon’i Jehovah eran-tany, ka manampy ny olona hahatsapa ny fitiavan’ilay Rain’izy ireo any an-danitra. Mampiharihary an’izany ny tatitra resahina ato.

Salvadaoro: Fivoriamben’ny vondrom-paritra 2015

ATO AMIN’ITY FIZARANA ITY

“Tena Tianay ny Tele JW”

Inona avy no tsy maintsy natao tamin’ny nananganana ny studio anaovana an’io tele ao amin’ny Internet io?

Hafainganina ny Fanorenana Efitrano Fanjakana

Naverina nalamina ny asa mba hahavitana manorina an’ireo efitrano an’arivony ilaina.

Manao Ahoana ny Fandrosoan’ny Asa any Warwick?

Jereo ato ny vaovao farany momba ny fanorenana an’ilay foibe vaovao an’ny Vavolombelon’i Jehovah.

Fitoriana Ampahibemaso

Nahoana i Terry no nino fa valim-bavaka ny zavatra noresahin’ny Vavolombelon’i Jehovah taminy?

Mihamazava Foana ny Hazavana Ara-panahy

Ho hitanao ato amin’ity fizarana ity hoe ahoana no nataon’i Jehovah mba hihamazava foana ny lalan’ny mpanompony.

Fitokanana Sampana

Nahazo tombontsoa miavaka ny Vavolombelon’i Jehovah teto Madagasikara sy tany Indonezia teo am-piandohan’ny 2015.

Fiteny Fanampiny Namoahana ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Fanontana 16 no navoaka nandritra ny taom-panompoana 2015.

Raharaha Ara-pitsarana

Mbola mitohy ny ady amin’ny fanavakavahana fivavahana any amin’ny tany maro.

Fitantarana avy Amin’ny Firenena Maro

Nanampy tamin’ny fanorenana Efitrano Fanjakana iray ny vola tao amin’ny boatin-drakitr’i Ken kely.