13-19 Janoary
SALAMO 135-137
Hira 2 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. “Ambony Noho ny Andriamanitra Rehetra ny Tompontsika”
(10 min.)
Asehon’i Jehovah hoe voafehiny ny zavaboary rehetra (Sl 135:5, 6; it-1 1127 § 4-5)
Miaro ny vahoakany izy (Ek 14:29-31; Sl 135:14)
Manohana antsika izy rehefa kivy isika (Sl 136:23; w21.11 6 § 16)
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Sl 135:1, 5: Nahoana ny Baiboly no mampiasa matetika an’ilay teny hoe “Jah”? (it-1 1215 § 6-7)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Baiboly
(4 min.) Sl 135:1-21 (th lesona 11)
4. Miresadresaha Aloha
(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Liana ilay olona, dia alaivo ny nomeraon-telefaoniny ary omeo azy ny anao. (lmd lesona 2, hevitra 4)
5. Rehefa Miverina Mitsidika
(4 min.) ISAN-TRANO. Asao hivory ilay olona. (lmd lesona 9, hevitra 4)
6. Hazavao ny Zavatra Inoanao
(5 min.) Fampisehoana. ijwfq lahatsoratra 7: Foto-kevitra: Kristianina ve ny Vavolombelon’i Jehovah? (th lesona 12)
Hira 10
7. Zavatra Ilain’ny Fiangonana
(15 min.)
8. Fianarana Baiboly
(30 min.) rr toko 20 § 1-8, video fampidirana