MIFOHAZA! Martsa 2011
MATOAN-DAHATSORATRA
Azo Atao ny ho Salama Kokoa
Tsy hain’ny olona maro fa misy vokany eo amin’ny fahasalamany ny fahazarany. Jereo ato ireo fomba dimy hanampy anao sy ny fianakavianao hisoroka aretina sy ho salama kokoa.
MATOAN-DAHATSORATRA
Fomba 1—Misakafoana Tsara
Ho salama kokoa ianao raha mihinana sakafo mahasalama sy voalanjalanja tsara.
MATOAN-DAHATSORATRA
Fomba 2—Karakarao ny Vatanao
Mety hisoroka aretina lehibe ianao raha ampy torimaso, mikarakara ny nifinao, ary manao fizaham-pahasalamana tsy tapaka.
MATOAN-DAHATSORATRA
Fomba 3—Mampiasà Vatana
Mila fanatanjahan-tena isika rehetra, na antitra na tanora, ary tsy voatery handoavam-bola izany.
MATOAN-DAHATSORATRA
Fomba 4—Tandrovy ny Fahasalamanao
Misy zavatra tsotsotra mety hanampy anao hisoroka aretina sy fanaintainana sady hanampy anao tsy ho lany vola sy fotoana.
MATOAN-DAHATSORATRA
Fomba 5—Ny Fahasalamanao sy ny An’ny Fianakavianao
Raha mahalala zavatra sasany momba ny fahasalamana ianao, dia ho vonona hanao izay fanovana ilaina mba hahasalama anareo mianakavy.
MATOAN-DAHATSORATRA
Manaova Zavatra Hanatsarana ny Fahasalamanao
Niezaka ho salama kokoa ny fianakaviana iray. Inona no lesona raisinao avy amin’izy ireo?
Boky Iray Azonao Itokisana—Fizarana 5
Fantaro hoe nahoana i Gresy no lasa firenena natanjaka fahadimy.