MIFOHAZA! Septambra 2013 | Inona Marina ny Halloween?
Be dia be no mankalaza Halloween nefa tsy mahafantatra ny niaviany. Tena ilainao anefa ny mahalala izany mba hahafahanao mitandrina. Nahoana?
Topy Maso Eran-tany
Loha hevitra: Ranomandry mitsonika, halatra ivoara, vato harana maty, ary bakteria amin’ny rononon-dreny.
FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY
Firaisana Alohan’ny Fanambadiana
Mahazo manao firaisana ve ny olona mbola tsy mpivady, raha ny Baiboly no jerena? Fantaro ato izany.
MATOAN-DAHATSORATRA
Inona Marina ny Halloween?
Fantaro ny niandohan’ny Halloween sy ireo fety mitovitovy amin’izy io.
HO AN’NY FIANAKAVIANA
Mahaiza Mifamela
Nahoana no sarotra ny mamela heloka? Afaka manampy anao ny Baiboly.
FANADINADINANA
Miresaka ny Finoany Ilay Manam-pahaizana Momba ny Voa
Nahoana ny dokotera iray no nandinika ny fiainana ka lasa nino an’Andriamanitra? Inona no nampiova hevitra azy?
FIANARANA AVY TAMIN’NY LASA
Zheng He
Iza moa i Zheng He? Vakio ny tantaran’ireo dia niavaka nataony sy ny vokatr’izany tany Chine.
Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet
Inona no Azoko Atao Raha Misy Manadala Ahy?
Fantaro ny dikan’ny hoe fanadalana sy izay tokony hatao rehefa iharan’izany.
Inona no Tokony ho Fantatro Momba ny SMS?
Mety hahatonga anao ho very namana sy ho ratsy laza ny SMS. Nahoana?
Ahoana no Hiatrehako ny Aretiko? (Fizarana 1)
Mitantara ny tanora efatra hoe inona no nanampy azy hiatrika ny aretiny sy ho falifaly foana.
Tsy Mila Miady Nefa Mandresy!
Fantaro hoe nahoana no misy olona tia mampijaly kely ary ahoana no hiatrehana an’izany.
I Josefa Tany Ejipta
Ahoana no ampifalinao an’Andriamanitra na dia rehefa tsy misy mahita aza? Vakio ity tantara ara-baiboly ity ary tahafo i Josefa.