MIFOHAZA! Aogositra 2014 | Tsy Aleo ve Mihavana?

Betsaka ihany no mba te hihavana amin’ny olona manodidina azy, saingy tsy mahafehy tena sy mora tohina. Ahoana àry no azo ifandaminana?

MATOAN-DAHATSORATRA

Tsy Aleo ve Mihavana?

Tena mandaitra ny torohevitry ny Baiboly rehefa ampiharina. Na ny mpifahavalo aza lasa mpinamana be.

Topy Maso Eran-tany

Loha hevitra: Tablette atao solona boky, solika lazaina fa tsy mandoto ny tontolo iainana nefa mahafaty, Kristianina tsy mamaky Baiboly.

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Aza Mampihanta Zanaka

Ahoana raha mila vaniny sy midongy be ny zanakao?

“Jereo Tsara ny Voro-manidina”

Inona no tian’i Jesosy hianarantsika rehefa niteny an’io izy?

FIANARANA AVY TAMIN’NY LASA

William Whiston

“Manam-pahaizana nalaza be izy nefa lasa halan’​ny fiaraha-monina.” Nahoana?

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Nofy avy Amin’​Andriamanitra

Mbola mampita hafatra amin’​ny alalan’​ny nofy ve Andriamanitra ankehitriny?

NISY NAMORONA VE?

Ny Elatry ny Lolomboasary

Mainty ny lokon’ny elatry ny lolo sasany, nefa misy antony hafa koa mahatonga azy ho mora mandray sy mitahiry herin’ny masoandro.

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Tanora Miresaka An’izay Tokony Hatao mba ho Salama

Mazoto homana be ve ianao, sady tsy dia tia manao spaoro? Asehon’ity video ity izay ataon’ny tanora sasany mba ho salama foana.