MIFOHAZA! Septambra 2014 | Mandreraka Anao ve ny Asanao?
Mety harary sy ho kivy be ianao noho ny asanao. Inona no azonao atao raha mitranga izany?
Topy Maso Eran-tany
Loha hevitra: Lalàna mandidy ny zanaka hikarakara ray aman-dreny, vehivavy iharan’ny herisetra, hosoka feno hafetsena.
MATOAN-DAHATSORATRA
Mandreraka Anao ve ny Asanao?
Aza mamono tena amin’ny asa fa araho ireto soso-kevitra ireto.
HO AN’NY FIANAKAVIANA
Aza Mitana Lolompo
Raha mamela heloka ianao, dia tsy voatery hoe hamaivaninao ny fahadisoan’ny vadinao na koa hoe ataonao hoatran’ny tsy nisy.
Azo Atao ny Mitandrina Amin’ny Diabeta
Olona be dia be no tsy mahalala akory hoe efa ambony be ny fatran’ny siramamy ao anaty rany.
FIANARANA AVY TAMIN’NY LASA
Noroahin’i Espaina Ireo Taranaka Arabo
Olona be dia be no noroahina na novonoina, mba hahatonga an’i Espaina ho firenena Katolika, tamin’ny taonjato faha-17.
NISY NAMORONA VE?
Ny Mason’ny Valala
Nahoana ny valala no tsy mifandona mihitsy na dia mifanizina be aza?
Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet
Ahoana Raha Resaka Firaisana no Anontanian’ny Ankizy An’ahy?
Ahoana raha misy miteny hoe: ‘Ianao ve dia mbola virjiny foana?’ Hainao ve ny manazava ny hevitrao, sady mampiasa Baiboly?
Ny Hevitry ny Tanora Momba ny Fangatahana Andro
Henoy izay lazain’ny tanora momba ny maha ratsy ny mangataka andro, sy ny soa azo raha mahay mampiasa fotoana.
Nirahin’i Jehovah Tany Ejipta i Mosesy
Sahy niresaka tamin’i Farao i Mosesy sy Arona. Adikao ireto kilalao ireto, ary ataovy miaraka amin’ny fianakavianao.