Hevitry ny Olona Momba ny Niandohan’ny Fiainana

Monica Richardson: Manazava ny Finoany Ilay Dokotera

Nisy ho azy ve ny fahaterahan’ny olombelona sa nisy mpamorona? Inona ny valiny hitan’i Monica amin’ny maha dokotera azy?

Massimo Tistarelli: Manazava ny Finoany Ilay Mpanamboatra Robot

Zava-dehibe aminy ny siansa, ka lasa nisalasala momba ny finoany ny evolisiona izy.

Petr Muzny: Manazava ny Finoany Ilay Mpahay Lalàna

Teraka tao anaty fitondrana kominista izy. Noheverina ho adala izay nino ny Mpamorona tamin’izany. Jereo hoe inona no nahatonga azy hiova hevitra.

Irène Hof Laurenceau: Manazava ny Finoany Ilay Manam-pahaizana Momba ny Taolana

Lasa nisalasala momba ny evolisiona izy, rehefa hitany hoe tsy mahavita ny vitan’ny tongotra mihitsy ny solon-tongotra.

Mety ho Tianao Koa

SIANSA & BAIBOLY

Hevitry ny Olona Momba ny Niandohan’ny Fiainana

Milaza ny heviny momba ny niandohan’ny fiainana ny manam-pahaizana, dokotera, mpandidy, sy ny hafa, rehefa nampitaha ny fikarohany amin’izay lazain’ny Baiboly.