Avy Amin’iza ny Baiboly?
Nahoana ny Baiboly no lazaina fa “tenin’Andriamanitra” nefa olona no nanoratra azy? (1 Tesalonianina 2:13) Ahoana no nampitan’Andriamanitra ny heviny tamin’ny olombelona?